From 0b5beaec387ae1f74fe64f0cff00791bbd30d6b7 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MADA007 <> Date: Mon, 16 Dec 2019 07:09:50 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 18/01.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/18/01.txt b/18/01.txt index 643ce36..59777c1 100644 --- a/18/01.txt +++ b/18/01.txt @@ -1 +1 @@ -Tafaran'io raha io de nahita anjely hafa tonga nijotso avy agny an-danitra aho. Nanagna fahefana lehibe izy, sady namirapiratra noho ny voninahitrany ny tany. Nioaika tamin'ny feo mafy izy, nbizaka hoe: "Lavo, lavo ny Babylona lehibe! Nanjary tonga toera-ponenan'ny demony, felofana ho an'ny fagnahy maloto de felofana ho an'ny vorogna maloto sady madikidiky marobe. Fa ny firenena marobe de nihinagna ny divaignan'ny fitondra \ No newline at end of file +Tafaran'io raha io de nahita anjely hafa tonga nijotso avy agny an-danitra aho. Nanagna fahefana lehibe izy, sady namirapiratra noho ny voninahitrany ny tany. Nioaika tamin'ny feo mafy izy, nbizaka hoe: "Lavo, lavo ny Babylona lehibe! Nanjary tonga toera-ponenan'ny demony, felofana ho an'ny fagnahy maloto de felofana ho an'ny vorogna maloto sady madikidiky marobe. Fa ny firenena marobe de nihinagna ny divaignan'ny fitondran-tegna malotony. Ny mpanjakan'ny tany de nagnano fitondran-tegna maloto tamin'azy. Ny mpivarotra ny tany de nanjary mpanan-karena tamin'alalan'ny fomba fiaignany amin'ny mofo. veo \ No newline at end of file