auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-12-16 07:09:50 -05:00 committed by root
parent 81596144a3
commit 7d25aa144b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tafaran'io raha io de nahita anjely hafa tonga nijotso avy agny an-danitra aho. Nanagna fahefana lehibe izy, sady namirapiratra noho ny voninahitrany ny tany. Nioaika tamin'ny feo mafy izy, nbizaka hoe: "Lavo, lavo ny Babylona lehibe! Nanjary tonga toera-ponenan'ny demony, felofana ho an'ny fagnahy maloto de felofana ho an'ny
Tafaran'io raha io de nahita anjely hafa tonga nijotso avy agny an-danitra aho. Nanagna fahefana lehibe izy, sady namirapiratra noho ny voninahitrany ny tany. Nioaika tamin'ny feo mafy izy, nbizaka hoe: "Lavo, lavo ny Babylona lehibe! Nanjary tonga toera-ponenan'ny demony, felofana ho an'ny fagnahy maloto de felofana ho an'ny vorogna maloto sady madikidiky marobe. Fa ny firenena marobe de nihinagna ny divaignan'ny fitondra