auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-12-08 08:33:02 -05:00 committed by root
parent a64b6b87c3
commit 091838ac2d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ny mpiady tan-danitra de nagnaraka anazy tamin'ny sôvaly fotsy, magnatao akanjo lamba rongony fotsy sady madio. Avy amin'ny vavany
Ny mpiady tan-danitra de nagnaraka anazy tamin'ny sôvaly fotsy, magnatao akanjo lamba rongony fotsy sady madio. Avy amin'ny vavany ao no ivoan'ny sabatra maragnitra zay havoazany ny firenena, de hanapaka an'iary zareoamin'ny tehina vy izy. Magnitsaka amin'ny famiazan'ny fahavigniran'Andriamanitra Tsitoha izy.