diff --git a/19/14.txt b/19/14.txt index e5488e7..d25939a 100644 --- a/19/14.txt +++ b/19/14.txt @@ -1 +1 @@ -Ny mpiady tan-danitra de nagnaraka anazy tamin'ny sôvaly fotsy, magnatao akanjo lamba rongony fotsy sady madio. Avy amin'ny vavany \ No newline at end of file +Ny mpiady tan-danitra de nagnaraka anazy tamin'ny sôvaly fotsy, magnatao akanjo lamba rongony fotsy sady madio. Avy amin'ny vavany ao no ivoan'ny sabatra maragnitra zay havoazany ny firenena, de hanapaka an'iary zareoamin'ny tehina vy izy. Magnitsaka amin'ny famiazan'ny fahavigniran'Andriamanitra Tsitoha izy. \ No newline at end of file