-x-antambahoaka_rev_text_reg/19/14.txt

1 line
311 B
Plaintext

Ny mpiady tan-danitra de nagnaraka anazy tamin'ny sôvaly fotsy, magnatao akanjo lamba rongony fotsy sady madio. Avy amin'ny vavany ao no ivoan'ny sabatra maragnitra zay havoazany ny firenena, de hanapaka an'iary zareoamin'ny tehina vy izy. Magnitsaka amin'ny famiazan'ny fahavigniran'Andriamanitra Tsitoha izy.