Fri Oct 18 2019 15:05:43 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-18 15:05:45 -04:00
parent 15ad2f8743
commit 44d9358381
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 De nindôsin'ny mpianatra roy lahy tamin'ny Jesôsy ny zanak'apondra de nataony tambonin'igny teo ny lamban'iary zareo de afaka nideba teo Jesôsy. \v 8 Maro ny olona namelatra ny lambany tan-dalagna tegny, de ny sasany ndreka namelatra sampan-kazo zeny tapatapainy tagnaty ala tagny. \v 9 Iary zareo zeny nandeha talohany sady nagnaraka Anazy nagnantsognantso hoe:" Hosana! Deraina ny iray avy amin'ny agnaran'ny Tompo. \v 10 Deraina ny fanjakana ho avin''i Davida raintsena. Hosana amin'ny avo indrindra."
\v 7 De nindôsin'ny mpianatra roy lahy tamin'ny Jesôsy ny zanak'apondra de nataony tambonin'igny teo ny lamban'iary zareo de afaka nideba teo Jesôsy. \v 8 Maro ny olona namelatra ny lambany tan-dalagna tegny, de ny sasany ndreka namelatra sampan-kazo zeny tapatapainy tagnaty ala tagny. \v 9 Iary zareo zeny nandeha talohany sady nagnaraka Anazy nagnantsognantso hoe:" Hosana! Deraina ny iray avy amin'ny agnaran'ny Tompo. \v 10 Deraina ny fanjakana ho avin''i Davida iabantsena! Hosana amin'ny avo indrindra.!"

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 De aveo Jesôsy niditra tao Jerosalema de nandeha tan-kianja'ny tempoly de nizahazaha ny raha marobe tao. de ndreka niha-aligna ny andro, de nizotra nandeha Betania Izy miaraka amin'iary zareo roiambinifolo lahy. \v 12 tamin'ny andro magnaraka ndreka nierigna tany Betania iary zareo, de aveo Izy mosarena .
\v 11 De aveo Jesôsy niditra tao Jerosalema de nandeha tan-kianjan'ny tempoly de nizahazaha ny raha marobe tao. de ndreka niha-aligna ny andro, de nizotra nandeha Betania Izy miaraka amin'iary zareo roiambinifolo lahy. \v 12 tamin'ny andro magnaraka ndreka nierigna tany Betania iary zareo, de aveo Izy mosarena .

View File

@ -56,7 +56,7 @@
"11-title",
"11-01",
"11-04",
"11-11",
"11-07",
"11-13",
"11-15",
"11-17",