diff --git a/11/07.txt b/11/07.txt index bf509ae..735ebc7 100644 --- a/11/07.txt +++ b/11/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 De nindôsin'ny mpianatra roy lahy tamin'ny Jesôsy ny zanak'apondra de nataony tambonin'igny teo ny lamban'iary zareo de afaka nideba teo Jesôsy. \v 8 Maro ny olona namelatra ny lambany tan-dalagna tegny, de ny sasany ndreka namelatra sampan-kazo zeny tapatapainy tagnaty ala tagny. \v 9 Iary zareo zeny nandeha talohany sady nagnaraka Anazy nagnantsognantso hoe:" Hosana! Deraina ny iray avy amin'ny agnaran'ny Tompo. \v 10 Deraina ny fanjakana ho avin''i Davida raintsena. Hosana amin'ny avo indrindra." \ No newline at end of file +\v 7 De nindôsin'ny mpianatra roy lahy tamin'ny Jesôsy ny zanak'apondra de nataony tambonin'igny teo ny lamban'iary zareo de afaka nideba teo Jesôsy. \v 8 Maro ny olona namelatra ny lambany tan-dalagna tegny, de ny sasany ndreka namelatra sampan-kazo zeny tapatapainy tagnaty ala tagny. \v 9 Iary zareo zeny nandeha talohany sady nagnaraka Anazy nagnantsognantso hoe:" Hosana! Deraina ny iray avy amin'ny agnaran'ny Tompo. \v 10 Deraina ny fanjakana ho avin''i Davida iabantsena! Hosana amin'ny avo indrindra.!" \ No newline at end of file diff --git a/11/11.txt b/11/11.txt index 2bdec1b..be0060c 100644 --- a/11/11.txt +++ b/11/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 De aveo Jesôsy niditra tao Jerosalema de nandeha tan-kianja'ny tempoly de nizahazaha ny raha marobe tao. de ndreka niha-aligna ny andro, de nizotra nandeha Betania Izy miaraka amin'iary zareo roiambinifolo lahy. \v 12 tamin'ny andro magnaraka ndreka nierigna tany Betania iary zareo, de aveo Izy mosarena . \ No newline at end of file +\v 11 De aveo Jesôsy niditra tao Jerosalema de nandeha tan-kianjan'ny tempoly de nizahazaha ny raha marobe tao. de ndreka niha-aligna ny andro, de nizotra nandeha Betania Izy miaraka amin'iary zareo roiambinifolo lahy. \v 12 tamin'ny andro magnaraka ndreka nierigna tany Betania iary zareo, de aveo Izy mosarena . \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 815022e..59c2ea5 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -56,7 +56,7 @@ "11-title", "11-01", "11-04", - "11-11", + "11-07", "11-13", "11-15", "11-17",