Fri Oct 18 2019 15:03:43 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-18 15:03:44 -04:00
parent 975925eb9b
commit 15ad2f8743
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 De nindôsin'ny mpianatra roy lahy tamin'ny Jesôsy ny zanak'apondra de nataony tambonin'igny teo ny lamban'iary zareo de afaka nideba teo Jesôsy. \v 8 Maro ny olona namelatra ny lambany tan-dalagna tegny, de ny sasany ndreka namelatra rantsa-kazo zeny tapatapainy tagnaty ala tagny. \v 9 iary zareo zeny nandeha talohany sy nagnaraka Anazy nagnantsognantso hoe:" Hosana, Deraina ny iray avy amin'ny agnaran'ny Tompo. \v 10 Deraina ny fanjakana ho avin''i Davida raintsena. Hosana amin'ny avo indrindra."
\v 7 De nindôsin'ny mpianatra roy lahy tamin'ny Jesôsy ny zanak'apondra de nataony tambonin'igny teo ny lamban'iary zareo de afaka nideba teo Jesôsy. \v 8 Maro ny olona namelatra ny lambany tan-dalagna tegny, de ny sasany ndreka namelatra sampan-kazo zeny tapatapainy tagnaty ala tagny. \v 9 Iary zareo zeny nandeha talohany sady nagnaraka Anazy nagnantsognantso hoe:" Hosana! Deraina ny iray avy amin'ny agnaran'ny Tompo. \v 10 Deraina ny fanjakana ho avin''i Davida raintsena. Hosana amin'ny avo indrindra."