Mon Oct 21 2019 17:22:09 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-21 17:22:10 -04:00
parent 4c3de7e289
commit 1df8fa5ace
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 48 \v 49 \v 50 De hitany fa sahiragna mafy iary zareo nivehy ny lakana, nanohitra mafy an'iary zareo ny rivotra. Afaka efatra alina tamin'ny lera fembenana de nagnantogna an'iary zareo Izy, nandeha tegny ambonin'ny ranomasina, sady te handalo amin'iary zareo teo Izy. Ndreka nahita an'Azy nandeha tegny ambony ranomasina iary zareo, de neverin'iary zareo angatra Izy ka nihoaikaika iary zareo, satria nahita an'Azy iary zareo de vaki-tahotra. Teo no ho eo de nizaka tamin'iary zareo Izy ka nagnano iary zareo hoe: "
\v 48 De hitany fa sahiragna mafy iary zareo nivehy ny lakana, nanohitra mafy an'iary zareo ny rivotra. Afaka efatra alina tamin'ny lera fembenana de nagnantogna an'iary zareo Izy, nandeha tegny ambonin'ny ranomasina, sady te handalo amin'iary zareo teo Izy. \v 49 Ka ndreka nahita an'Azy nandeha tegny ambony ranomasina iary zareo, de neverin'iary zareo angatra Izy ka nihoaikaika iary zareo, \v 50 satria nahita an'Azy iary zareo de vaki-tahotra. Teo no ho eo de nizaka tamin'iary zareo Izy ka nagnano iary zareo hoe: "Matokisa! Izaho my ity: Aza matahotra!"