diff --git a/06/48.txt b/06/48.txt index 0e4e6b7..5232ad2 100644 --- a/06/48.txt +++ b/06/48.txt @@ -1 +1 @@ -\v 48 \v 49 \v 50 De hitany fa sahiragna mafy iary zareo nivehy ny lakana, nanohitra mafy an'iary zareo ny rivotra. Afaka efatra alina tamin'ny lera fembenana de nagnantogna an'iary zareo Izy, nandeha tegny ambonin'ny ranomasina, sady te handalo amin'iary zareo teo Izy. Ndreka nahita an'Azy nandeha tegny ambony ranomasina iary zareo, de neverin'iary zareo angatra Izy ka nihoaikaika iary zareo, satria nahita an'Azy iary zareo de vaki-tahotra. Teo no ho eo de nizaka tamin'iary zareo Izy ka nagnano iary zareo hoe: " \ No newline at end of file +\v 48 De hitany fa sahiragna mafy iary zareo nivehy ny lakana, nanohitra mafy an'iary zareo ny rivotra. Afaka efatra alina tamin'ny lera fembenana de nagnantogna an'iary zareo Izy, nandeha tegny ambonin'ny ranomasina, sady te handalo amin'iary zareo teo Izy. \v 49 Ka ndreka nahita an'Azy nandeha tegny ambony ranomasina iary zareo, de neverin'iary zareo angatra Izy ka nihoaikaika iary zareo, \v 50 satria nahita an'Azy iary zareo de vaki-tahotra. Teo no ho eo de nizaka tamin'iary zareo Izy ka nagnano iary zareo hoe: "Matokisa! Izaho my ity: Aza matahotra!" \ No newline at end of file