Mon Oct 21 2019 17:20:09 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-21 17:20:10 -04:00
parent 38d909dea2
commit 4c3de7e289
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 48 \v 49 \v 50 De hitany fa sahiragna mafy iary zareo nivehy ny lakana, nanohitra mafy an'iary zareo ny rivotra. Afaka efatra alina tamin'ny lera fembenana de nagnantogna an'iary zareo Izy, nandeha tegny ambonin'ny ranomasina, sady te handalo amin'iary zareo teo Izy. Ndreka nahita an'Azy nandeha tegny ambony ranomasina iary zareo, de neverin'iary zareo angatra Izy ka nihoaikaika iary zareo,
\v 48 \v 49 \v 50 De hitany fa sahiragna mafy iary zareo nivehy ny lakana, nanohitra mafy an'iary zareo ny rivotra. Afaka efatra alina tamin'ny lera fembenana de nagnantogna an'iary zareo Izy, nandeha tegny ambonin'ny ranomasina, sady te handalo amin'iary zareo teo Izy. Ndreka nahita an'Azy nandeha tegny ambony ranomasina iary zareo, de neverin'iary zareo angatra Izy ka nihoaikaika iary zareo, satria nahita an'Azy iary zareo de vaki-tahotra. Teo no ho eo de nizaka tamin'iary zareo Izy ka nagnano iary zareo hoe: "