auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-28 19:56:42 +03:00 committed by root
parent 84c21adc76
commit ea9c15f820
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Aveo Jesôsy nizaka raha maro tamin'iary zareo tamin'ny fagnoharana. Nizaka Izy hoe: "Nisy mpamboly raika nandea nivôka hagnaparaka voa.\v 4 Ndreka izy nagnaparaka igny, de nisy voa sanagny latsaka tamoron-dalana, de tamy ny vorogna ka nihinagna azy. \v 5 Ny voa hafa ndreka de latsaka tami'ny tany be vato, zay tsy nahazo ny nofon-tany tsara. Tongade naniry, satria tsy laligna ny tany.\v 6 Ka ndreka niposaka ny masoandro, de maina satria tsisy vahany,ka de nalazo.
\v 3 Aveo Jesôsy nizaka raha maro tamin'iary zareo tamin'ny fagnoharana. Nizaka Izy hoe: "Nisy mpamboly raika nandea nivôka hamafy voa.\v 4 Ndreka izy namafy igny, de nisy voa sanagny latsaka tamoron-dalana, de tamy ny vorogna ka nihinagna azy. \v 5 Ny voa hafa ndreka de latsaka tami'ny tany be vato, zay tsy nahazo ny nofon-tany tsara. Tongade naniry, satria tsy laligna ny tany.\v 6 Ka ndreka niposaka ny masoandro, de maina satria tsisy vahany,ka de nalazo.