From ea9c15f8209ec6f97120e485daa37b5bf5122fb2 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Thu, 28 Nov 2019 19:56:42 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 13/03.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/13/03.txt b/13/03.txt index a54f922a..169f59a4 100644 --- a/13/03.txt +++ b/13/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 Aveo Jesôsy nizaka raha maro tamin'iary zareo tamin'ny fagnoharana. Nizaka Izy hoe: "Nisy mpamboly raika nandea nivôka hagnaparaka voa.\v 4 Ndreka izy nagnaparaka igny, de nisy voa sanagny latsaka tamoron-dalana, de tamy ny vorogna ka nihinagna azy. \v 5 Ny voa hafa ndreka de latsaka tami'ny tany be vato, zay tsy nahazo ny nofon-tany tsara. Tongade naniry, satria tsy laligna ny tany.\v 6 Ka ndreka niposaka ny masoandro, de maina satria tsisy vahany,ka de nalazo. \ No newline at end of file +\v 3 Aveo Jesôsy nizaka raha maro tamin'iary zareo tamin'ny fagnoharana. Nizaka Izy hoe: "Nisy mpamboly raika nandea nivôka hamafy voa.\v 4 Ndreka izy namafy igny, de nisy voa sanagny latsaka tamoron-dalana, de tamy ny vorogna ka nihinagna azy. \v 5 Ny voa hafa ndreka de latsaka tami'ny tany be vato, zay tsy nahazo ny nofon-tany tsara. Tongade naniry, satria tsy laligna ny tany.\v 6 Ka ndreka niposaka ny masoandro, de maina satria tsisy vahany,ka de nalazo. \ No newline at end of file