diff --git a/13/03.txt b/13/03.txt index a54f922a..169f59a4 100644 --- a/13/03.txt +++ b/13/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 Aveo Jesôsy nizaka raha maro tamin'iary zareo tamin'ny fagnoharana. Nizaka Izy hoe: "Nisy mpamboly raika nandea nivôka hagnaparaka voa.\v 4 Ndreka izy nagnaparaka igny, de nisy voa sanagny latsaka tamoron-dalana, de tamy ny vorogna ka nihinagna azy. \v 5 Ny voa hafa ndreka de latsaka tami'ny tany be vato, zay tsy nahazo ny nofon-tany tsara. Tongade naniry, satria tsy laligna ny tany.\v 6 Ka ndreka niposaka ny masoandro, de maina satria tsisy vahany,ka de nalazo. \ No newline at end of file +\v 3 Aveo Jesôsy nizaka raha maro tamin'iary zareo tamin'ny fagnoharana. Nizaka Izy hoe: "Nisy mpamboly raika nandea nivôka hamafy voa.\v 4 Ndreka izy namafy igny, de nisy voa sanagny latsaka tamoron-dalana, de tamy ny vorogna ka nihinagna azy. \v 5 Ny voa hafa ndreka de latsaka tami'ny tany be vato, zay tsy nahazo ny nofon-tany tsara. Tongade naniry, satria tsy laligna ny tany.\v 6 Ka ndreka niposaka ny masoandro, de maina satria tsisy vahany,ka de nalazo. \ No newline at end of file