Fri Apr 12 2019 19:16:50 GMT+0300 (FLE (heure d’été))

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-12 19:16:50 +03:00
parent 48ff9d628b
commit d506fe1355
5 changed files with 5 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 Miaraka amin'ny molotra maneso sy lela vahiny dia hiresaka amin'ity vahoaka ity tokoa izy. Taloha izy dia niteny tamin'izy ireo hoe: "Ity no fitsaharana, omeo fitsaharana izay reraka; ary ity no famelombelomana," fa tsy hihaino izy ireo.
\v 11 Miaraka amin'ny molotra maneso sy lela vahiny dia hiresaka amin'ity vahoaka ity tokoa izy. \v 12 Taloha izy dia niteny tamin'izy ireo hoe: "Ity no fitsaharana, omeo fitsaharana izay reraka; ary ity no famelombelomana," fa tsy hihaino izy ireo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 Koa henoy ny tenin'i Yaveh, ianareo izay maneso, ianareo izay manapaka amin'ity vahoaka izay ao Jerosalema ity. Hitranga izao satria niteny ianareo hoe: "Nanao fanekena tamin'ny fahafatesana izahay, ary nanao fifanarahana tamin'ny Fiainan-tsy hita. Koa raha mandalo eo ny karavasy manafotra, dia tsy hahazo antsika izany. Satria isika nanao ny lainga ho arontsika, ary ny fitaka ho fiherentsika."
\v 14 Koa henoy ny tenin'i Yaveh, ianareo izay maniratsira, ianareo izay manapaka amin'ity vahoaka izay ao Jerosalema ity. \v 15 Hitranga izany satria niteny ianareo hoe: "Nanao fanekena tamin'ny fahafatesana izahay, ary nanao fifanarahana tamin'ny Fiainan-tsy hita. Koa raha mandalo eo ny karavasy manafotra, dia tsy hahazo antsika izany. Satria isika nanao ny lainga ho arontsika, ary ny fitaka ho fiherentsika."

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 \v 19 Ho levona ny fanekenareo tamin'ny fahafatesana, ary tsy hijoro ny fifanarahanareo tamin'ny Fiainan-tsy hita. Rehefa mandalo ny tondra-drano misamboaravoara, dia ho difotr'izany ianareo. Na oviana na oviana handalovan'izany, dia handifotra anareo izany, ary isa-maraina dia handalo izany ary ho avy isan'andro sy alina izany. Rehefa azo ilay hafatra, dia hampihorohoro izany.
\v 18 Ho levona ny fanekenareo tamin'ny fahafatesana, ary tsy hijoro ny fifanarahanareo tamin'ny Fiainan-tsy hita. Rehefa mandalo ny tondra-drano misamboaravoara, dia ho difotr'izany ianareo. \v 19 Na oviana na oviana handalovan'izany, dia handifotra anareo izany, ary isa-maraina dia handalo izany ary ho avy isan'andro sy alina izany. Rehefa azo ilay hafatra, dia hampihorohoro izany.

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 \v 21 Fa foy loatra ny fandriana raha hitsoranan'ny olona, ary kely loatra ho azy ny bodofotsy raha handrakofana ny tenany." Hitsangana toy ny Tendrombohitra Perazima i Yaveh; hanaitra ny tenany toy ny tany amin'ny Lohasahan'i Gibeona Izy mba hanao ny asany, ny asany tsy mahazatra.
\v 20 Fa foy loatra ny fandriana raha hitsoranan'ny olona, ary kely loatra ho azy ny bodofotsy raha handrakofana ny tenany." \v 21 Hitsangana toy ny Tendrombohitra Perazima i Yaveh; hanaitra ny tenany toy ny tany amin'ny Lohasahan'i Gibeona Izy mba hanao ny asany, ny asany tsy mahazatra.

View File

@ -56,6 +56,7 @@
"11-12",
"11-14",
"11-16",
"28-14",
"28-27",
"28-29"
]