Fri Apr 12 2019 19:14:50 GMT+0300 (FLE (heure d’été))

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-12 19:14:51 +03:00
parent 09c3c4e6fd
commit 48ff9d628b
4 changed files with 4 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 \v 24 Mihainoa ka henoy ny feoko; mihainoa tsara ary henoy ny teniko. Moa miasa tany fotsiny ny mpamboly izay miasa tany tontolo andro mba hamafy? Mitombon-doha mandrakariva sy mandravona bainga ny saha ve izy?
\v 23 Mihainoa ka henoy ny feoko; mihainoa tsara ary henoy ny teniko. \v 24 Moa miasa tany fotsiny ny mpamboly izay miasa tany tontolo andro mba hamafy? Mitombon-doha mandrakariva sy mandravona bainga ny saha ve izy?

View File

@ -1 +1 @@
\v 25 \v 26 Rehefa avy nanomana ilay tany izy, moa ve tsy manaparitaka ny voan'ny nigela, mamafy ny komina, mandahatra ny vary tritika sy ny vary hordea amin'ny toerany, ary ny ampemby eny amin'ny sisiny izy? [Fanamarihana: ] Mampianatra azy ny Andriamaniny; mampianatra azy am-pahendrena Izy.
\v 25 Rehefa avy nanomana ilay tany izy, moa ve tsy manaparitaka ny voan'ny nigela, mamafy ny komina, mandahatra ny vary tritika sy ny vary hordea amin'ny toerany, ary ny ampemby eny amin'ny sisiny izy? [Fanamarihana: ] \v 26 Mampianatra azy ny Andriamaniny; mampianatra azy am-pahendrena Izy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 27 \v 28 Fanampin'izany, tsy velesina amin'ny vy ny nigela, na akodiadia amin'ny komina ny kodian'ny sarety; fa velesina amin'ny fantàka ny nigela, ary amin'ny hazo ny komina. Kosohana atao mofo ny vary nefa tsy manify loatra, ary na dia manaparitaka izany aza ireo kodian'ny kalesiny sy ireo soavaliny, dia tsy manitsaka izany ireo soavaliny.
\v 27 Fanampin'izany, tsy velesina amin'ny vy ny nigela, na akodiadia amin'ny komina ny kodian'ny sarety; fa velesina amin'ny fantàka ny nigela, ary amin'ny hazo ny komina. \v 28 Kosohana atao mofo ny vary nefa tsy manify loatra, ary na dia manaparitaka izany aza ireo kodian'ny kalesiny sy ireo soavaliny, dia tsy manitsaka izany ireo soavaliny.

View File

@ -56,6 +56,7 @@
"11-12",
"11-14",
"11-16",
"28-27",
"28-29"
]
}