From 48ff9d628b5dc8c424c5abbb88498d22174e1e0a Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Fri, 12 Apr 2019 19:14:51 +0300 Subject: [PATCH] =?UTF-8?q?Fri=20Apr=2012=202019=2019:14:50=20GMT+0300=20(?= =?UTF-8?q?FLE=20(heure=20d=E2=80=99=C3=A9t=C3=A9))?= MIME-Version: 1.0 Content-Type: text/plain; charset=UTF-8 Content-Transfer-Encoding: 8bit --- 28/23.txt | 2 +- 28/25.txt | 2 +- 28/27.txt | 2 +- manifest.json | 1 + 4 files changed, 4 insertions(+), 3 deletions(-) diff --git a/28/23.txt b/28/23.txt index 1c1c432f..074d9c48 100644 --- a/28/23.txt +++ b/28/23.txt @@ -1 +1 @@ -\v 23 \v 24 Mihainoa ka henoy ny feoko; mihainoa tsara ary henoy ny teniko. Moa miasa tany fotsiny ny mpamboly izay miasa tany tontolo andro mba hamafy? Mitombon-doha mandrakariva sy mandravona bainga ny saha ve izy? \ No newline at end of file +\v 23 Mihainoa ka henoy ny feoko; mihainoa tsara ary henoy ny teniko. \v 24 Moa miasa tany fotsiny ny mpamboly izay miasa tany tontolo andro mba hamafy? Mitombon-doha mandrakariva sy mandravona bainga ny saha ve izy? \ No newline at end of file diff --git a/28/25.txt b/28/25.txt index 8a5538a9..6a3e39a7 100644 --- a/28/25.txt +++ b/28/25.txt @@ -1 +1 @@ -\v 25 \v 26 Rehefa avy nanomana ilay tany izy, moa ve tsy manaparitaka ny voan'ny nigela, mamafy ny komina, mandahatra ny vary tritika sy ny vary hordea amin'ny toerany, ary ny ampemby eny amin'ny sisiny izy? [Fanamarihana: ] Mampianatra azy ny Andriamaniny; mampianatra azy am-pahendrena Izy. \ No newline at end of file +\v 25 Rehefa avy nanomana ilay tany izy, moa ve tsy manaparitaka ny voan'ny nigela, mamafy ny komina, mandahatra ny vary tritika sy ny vary hordea amin'ny toerany, ary ny ampemby eny amin'ny sisiny izy? [Fanamarihana: ] \v 26 Mampianatra azy ny Andriamaniny; mampianatra azy am-pahendrena Izy. \ No newline at end of file diff --git a/28/27.txt b/28/27.txt index 3e4ce935..c544bd9a 100644 --- a/28/27.txt +++ b/28/27.txt @@ -1 +1 @@ -\v 27 \v 28 Fanampin'izany, tsy velesina amin'ny vy ny nigela, na akodiadia amin'ny komina ny kodian'ny sarety; fa velesina amin'ny fantàka ny nigela, ary amin'ny hazo ny komina. Kosohana atao mofo ny vary nefa tsy manify loatra, ary na dia manaparitaka izany aza ireo kodian'ny kalesiny sy ireo soavaliny, dia tsy manitsaka izany ireo soavaliny. \ No newline at end of file +\v 27 Fanampin'izany, tsy velesina amin'ny vy ny nigela, na akodiadia amin'ny komina ny kodian'ny sarety; fa velesina amin'ny fantàka ny nigela, ary amin'ny hazo ny komina. \v 28 Kosohana atao mofo ny vary nefa tsy manify loatra, ary na dia manaparitaka izany aza ireo kodian'ny kalesiny sy ireo soavaliny, dia tsy manitsaka izany ireo soavaliny. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index de1f5194..1d5d1543 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -56,6 +56,7 @@ "11-12", "11-14", "11-16", + "28-27", "28-29" ] } \ No newline at end of file