From d506fe1355a72a560374488ae3af7eff99e50dbd Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Fri, 12 Apr 2019 19:16:50 +0300 Subject: [PATCH] =?UTF-8?q?Fri=20Apr=2012=202019=2019:16:50=20GMT+0300=20(?= =?UTF-8?q?FLE=20(heure=20d=E2=80=99=C3=A9t=C3=A9))?= MIME-Version: 1.0 Content-Type: text/plain; charset=UTF-8 Content-Transfer-Encoding: 8bit --- 28/11.txt | 2 +- 28/14.txt | 2 +- 28/18.txt | 2 +- 28/20.txt | 2 +- manifest.json | 1 + 5 files changed, 5 insertions(+), 4 deletions(-) diff --git a/28/11.txt b/28/11.txt index 14e674c9..4d8aefea 100644 --- a/28/11.txt +++ b/28/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 \v 12 Miaraka amin'ny molotra maneso sy lela vahiny dia hiresaka amin'ity vahoaka ity tokoa izy. Taloha izy dia niteny tamin'izy ireo hoe: "Ity no fitsaharana, omeo fitsaharana izay reraka; ary ity no famelombelomana," fa tsy hihaino izy ireo. \ No newline at end of file +\v 11 Miaraka amin'ny molotra maneso sy lela vahiny dia hiresaka amin'ity vahoaka ity tokoa izy. \v 12 Taloha izy dia niteny tamin'izy ireo hoe: "Ity no fitsaharana, omeo fitsaharana izay reraka; ary ity no famelombelomana," fa tsy hihaino izy ireo. \ No newline at end of file diff --git a/28/14.txt b/28/14.txt index fdad067f..c70de226 100644 --- a/28/14.txt +++ b/28/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 \v 15 Koa henoy ny tenin'i Yaveh, ianareo izay maneso, ianareo izay manapaka amin'ity vahoaka izay ao Jerosalema ity. Hitranga izao satria niteny ianareo hoe: "Nanao fanekena tamin'ny fahafatesana izahay, ary nanao fifanarahana tamin'ny Fiainan-tsy hita. Koa raha mandalo eo ny karavasy manafotra, dia tsy hahazo antsika izany. Satria isika nanao ny lainga ho arontsika, ary ny fitaka ho fiherentsika." \ No newline at end of file +\v 14 Koa henoy ny tenin'i Yaveh, ianareo izay maniratsira, ianareo izay manapaka amin'ity vahoaka izay ao Jerosalema ity. \v 15 Hitranga izany satria niteny ianareo hoe: "Nanao fanekena tamin'ny fahafatesana izahay, ary nanao fifanarahana tamin'ny Fiainan-tsy hita. Koa raha mandalo eo ny karavasy manafotra, dia tsy hahazo antsika izany. Satria isika nanao ny lainga ho arontsika, ary ny fitaka ho fiherentsika." \ No newline at end of file diff --git a/28/18.txt b/28/18.txt index 0723b4fd..73755912 100644 --- a/28/18.txt +++ b/28/18.txt @@ -1 +1 @@ -\v 18 \v 19 Ho levona ny fanekenareo tamin'ny fahafatesana, ary tsy hijoro ny fifanarahanareo tamin'ny Fiainan-tsy hita. Rehefa mandalo ny tondra-drano misamboaravoara, dia ho difotr'izany ianareo. Na oviana na oviana handalovan'izany, dia handifotra anareo izany, ary isa-maraina dia handalo izany ary ho avy isan'andro sy alina izany. Rehefa azo ilay hafatra, dia hampihorohoro izany. \ No newline at end of file +\v 18 Ho levona ny fanekenareo tamin'ny fahafatesana, ary tsy hijoro ny fifanarahanareo tamin'ny Fiainan-tsy hita. Rehefa mandalo ny tondra-drano misamboaravoara, dia ho difotr'izany ianareo. \v 19 Na oviana na oviana handalovan'izany, dia handifotra anareo izany, ary isa-maraina dia handalo izany ary ho avy isan'andro sy alina izany. Rehefa azo ilay hafatra, dia hampihorohoro izany. \ No newline at end of file diff --git a/28/20.txt b/28/20.txt index bcf51b4d..edd2bb81 100644 --- a/28/20.txt +++ b/28/20.txt @@ -1 +1 @@ -\v 20 \v 21 Fa foy loatra ny fandriana raha hitsoranan'ny olona, ary kely loatra ho azy ny bodofotsy raha handrakofana ny tenany." Hitsangana toy ny Tendrombohitra Perazima i Yaveh; hanaitra ny tenany toy ny tany amin'ny Lohasahan'i Gibeona Izy mba hanao ny asany, ny asany tsy mahazatra. \ No newline at end of file +\v 20 Fa foy loatra ny fandriana raha hitsoranan'ny olona, ary kely loatra ho azy ny bodofotsy raha handrakofana ny tenany." \v 21 Hitsangana toy ny Tendrombohitra Perazima i Yaveh; hanaitra ny tenany toy ny tany amin'ny Lohasahan'i Gibeona Izy mba hanao ny asany, ny asany tsy mahazatra. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 1d5d1543..9dd41fb2 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -56,6 +56,7 @@ "11-12", "11-14", "11-16", + "28-14", "28-27", "28-29" ]