auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD002 2019-04-11 04:31:10 -04:00 committed by root
parent f0f0667bce
commit a9d63e8932
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v 13 \v 14 Tamin'izany andro izany ny Tompo Yaveh Tompon'ny maro niantso fitomaniana, fisaonana, fanaratana ny loha, ary ny fanaovana ny akanjo fisaonana. Fa indro, kosa ny fankalazana sy ny fifaliana, ny famonoana omby sy ny famonoana ondry, fihinana hena sy fisotroana divay; aoka isika hisotro sy hihinana, fa ho faty isika rahampitso. Izao no nambaran'i Yaveh Tompon'ny maro teo an-tsofiko: "Eny tokoa fa tsy havela izany helokareo izany, eny fa na ho faty aza ianareo," hoy Yaveh Tompon'ny maro. \v 12 \v 13 \v 14 Tamin'izany andro izany ny Tompo Yaveh Tompon'ny maro niantso fitomaniana, fisaonana, fiaratanan-doha, ary fanaovana ny akanjo fisaonana. Fa indro, kosa, ny fankalazana sy ny fifaliana, ny famonoana omby sy ny famonoana ondry, fihinana hena sy fisotroana divay; aoka isika hisotro sy hihinana, fa ho faty isika rahampitso. Izao no nambaran'i Yaveh Tompon'ny maro teo an-tsofiko: "Eny tokoa fa tsy havela izany helokareo izany, eny fa na ho faty aza ianareo," hoy Yaveh Tompon'ny maro.