From a9d63e8932a8de01ffa10c46e11dbc72ceb261a1 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD002 <> Date: Thu, 11 Apr 2019 04:31:10 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 22/12.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/22/12.txt b/22/12.txt index 1291b814..d007d864 100644 --- a/22/12.txt +++ b/22/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 \v 13 \v 14 Tamin'izany andro izany ny Tompo Yaveh Tompon'ny maro niantso fitomaniana, fisaonana, fanaratana ny loha, ary ny fanaovana ny akanjo fisaonana. Fa indro, kosa ny fankalazana sy ny fifaliana, ny famonoana omby sy ny famonoana ondry, fihinana hena sy fisotroana divay; aoka isika hisotro sy hihinana, fa ho faty isika rahampitso. Izao no nambaran'i Yaveh Tompon'ny maro teo an-tsofiko: "Eny tokoa fa tsy havela izany helokareo izany, eny fa na ho faty aza ianareo," hoy Yaveh Tompon'ny maro. \ No newline at end of file +\v 12 \v 13 \v 14 Tamin'izany andro izany ny Tompo Yaveh Tompon'ny maro niantso fitomaniana, fisaonana, fiaratanan-doha, ary fanaovana ny akanjo fisaonana. Fa indro, kosa, ny fankalazana sy ny fifaliana, ny famonoana omby sy ny famonoana ondry, fihinana hena sy fisotroana divay; aoka isika hisotro sy hihinana, fa ho faty isika rahampitso. Izao no nambaran'i Yaveh Tompon'ny maro teo an-tsofiko: "Eny tokoa fa tsy havela izany helokareo izany, eny fa na ho faty aza ianareo," hoy Yaveh Tompon'ny maro. \ No newline at end of file