diff --git a/22/12.txt b/22/12.txt index 1291b814..d007d864 100644 --- a/22/12.txt +++ b/22/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 \v 13 \v 14 Tamin'izany andro izany ny Tompo Yaveh Tompon'ny maro niantso fitomaniana, fisaonana, fanaratana ny loha, ary ny fanaovana ny akanjo fisaonana. Fa indro, kosa ny fankalazana sy ny fifaliana, ny famonoana omby sy ny famonoana ondry, fihinana hena sy fisotroana divay; aoka isika hisotro sy hihinana, fa ho faty isika rahampitso. Izao no nambaran'i Yaveh Tompon'ny maro teo an-tsofiko: "Eny tokoa fa tsy havela izany helokareo izany, eny fa na ho faty aza ianareo," hoy Yaveh Tompon'ny maro. \ No newline at end of file +\v 12 \v 13 \v 14 Tamin'izany andro izany ny Tompo Yaveh Tompon'ny maro niantso fitomaniana, fisaonana, fiaratanan-doha, ary fanaovana ny akanjo fisaonana. Fa indro, kosa, ny fankalazana sy ny fifaliana, ny famonoana omby sy ny famonoana ondry, fihinana hena sy fisotroana divay; aoka isika hisotro sy hihinana, fa ho faty isika rahampitso. Izao no nambaran'i Yaveh Tompon'ny maro teo an-tsofiko: "Eny tokoa fa tsy havela izany helokareo izany, eny fa na ho faty aza ianareo," hoy Yaveh Tompon'ny maro. \ No newline at end of file