Fri Apr 12 2019 17:43:01 GMT+0300 (Russie TZ 2)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-12 17:43:01 +03:00
parent ad38233658
commit 488f268fea
3 changed files with 5 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 53 \v 1 \v 2 Iza no mino izay reny avy taminay, ary tamin'iza no nampisehoana ny sandrin'i Yaveh? Fa nitombo tahaka ny zana-kazo madinika teo anatrehan'i Yaveh izy, ary tahaka ny tsimoka avy ao amin'ny tany karankaina; tsy nanana hatsaran-tarehy mahatalanjona na famirapiratana izy; rehefa mijery azy isika, dia tsy misy hatsarana manintona antsika.
\c 53 \v 1 Iza no mino izay reny avy taminay, ary tamin'iza no nampisehoana ny sandrin'i Yaveh? \v 2 Fa nitombo tahaka ny zana-kazo madinika teo anatrehan'i Yaveh izy, ary tahaka ny tsimoka avy ao amin'ny tany karankaina; tsy nanana hatsaran-tarehy mahatalanjona na famirapiratana izy; rehefa mijery azy isika, dia tsy misy hatsarana manintona antsika.

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Izy dia tsinontsinoavana ary lavin'ny olona, olon'ny alahelo, ary zatra fahoriana. Tahaka ilay iray izay hanafenan'ny olona ny tavany, natao tsinontsinona izy, ary ataontsika tahaka ny tsy misy dikany.
\v 3 Izy dia notsinontsinoavina ary lavin'ny olona; olon'ny alahelo, ary zatra fahoriana. Tahaka ilay iray izay hanafenan'ny olona ny tavany, natao tsinontsinona izy; ary ataontsika tahaka ny tsy misy dikany.

View File

@ -71,6 +71,8 @@
"38-18",
"38-20",
"38-21",
"53-title"
"53-title",
"53-01",
"53-03"
]
}