Fri Apr 12 2019 17:41:01 GMT+0300 (Russie TZ 2)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-12 17:41:01 +03:00
parent d436f1a1d5
commit ad38233658
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 53 \v 1 \v 2 Iza no mino izay reny avy taminay, ary tamin'iza no nanambarana ny sandrin'i Yaveh? Fa nitombo tahaka ny zana-kazo madinika teo anatrehan'i Yaveh izy, ary tahaka ny tsimoka avy ao amin'ny tany karankaina. Tsy nanana hatsaran-tarehy mahatalanjona na famirapiratana izy; rehefa mijery azy isika, dia tsy misy hatsarana manintona antsika.
\c 53 \v 1 \v 2 Iza no mino izay reny avy taminay, ary tamin'iza no nampisehoana ny sandrin'i Yaveh? Fa nitombo tahaka ny zana-kazo madinika teo anatrehan'i Yaveh izy, ary tahaka ny tsimoka avy ao amin'ny tany karankaina; tsy nanana hatsaran-tarehy mahatalanjona na famirapiratana izy; rehefa mijery azy isika, dia tsy misy hatsarana manintona antsika.