diff --git a/53/01.txt b/53/01.txt index 99d85014..e5d3fc67 100644 --- a/53/01.txt +++ b/53/01.txt @@ -1 +1 @@ -\c 53 \v 1 \v 2 Iza no mino izay reny avy taminay, ary tamin'iza no nampisehoana ny sandrin'i Yaveh? Fa nitombo tahaka ny zana-kazo madinika teo anatrehan'i Yaveh izy, ary tahaka ny tsimoka avy ao amin'ny tany karankaina; tsy nanana hatsaran-tarehy mahatalanjona na famirapiratana izy; rehefa mijery azy isika, dia tsy misy hatsarana manintona antsika. \ No newline at end of file +\c 53 \v 1 Iza no mino izay reny avy taminay, ary tamin'iza no nampisehoana ny sandrin'i Yaveh? \v 2 Fa nitombo tahaka ny zana-kazo madinika teo anatrehan'i Yaveh izy, ary tahaka ny tsimoka avy ao amin'ny tany karankaina; tsy nanana hatsaran-tarehy mahatalanjona na famirapiratana izy; rehefa mijery azy isika, dia tsy misy hatsarana manintona antsika. \ No newline at end of file diff --git a/53/03.txt b/53/03.txt index 79e17bd7..3d95d409 100644 --- a/53/03.txt +++ b/53/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 Izy dia tsinontsinoavana ary lavin'ny olona, olon'ny alahelo, ary zatra fahoriana. Tahaka ilay iray izay hanafenan'ny olona ny tavany, natao tsinontsinona izy, ary ataontsika tahaka ny tsy misy dikany. \ No newline at end of file +\v 3 Izy dia notsinontsinoavina ary lavin'ny olona; olon'ny alahelo, ary zatra fahoriana. Tahaka ilay iray izay hanafenan'ny olona ny tavany, natao tsinontsinona izy; ary ataontsika tahaka ny tsy misy dikany. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 55a20680..d33b9776 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -71,6 +71,8 @@ "38-18", "38-20", "38-21", - "53-title" + "53-title", + "53-01", + "53-03" ] } \ No newline at end of file