forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
831 B
Markdown
20 lines
831 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Miresaka amina vondron'olona momba izay mety hanjoa azy ireo tsirairay avy i Jesosy. Ny mpisolo-tena "-nareo" sy "ianareo "dia manondro olona maro avokoa.
|
|
|
|
# tsy lehibe mihoatra va ny zavatra tsara omen'ny Rainareo izay any an-danitra ... aminy?
|
|
|
|
Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hampianarana ny olona. DH: "ary ny Rainareo izay any an-danitra dia hanome tokoa ... aminy"
|
|
|
|
# Rainareo
|
|
|
|
Fiantsoana manan-danja ilazana an'Andriamanitra io.
|
|
|
|
# inona na inona zavatra tianareo ho ataon'ny olona amin'ny tenanareo
|
|
|
|
" izay fihetsika rehetra tianao hataon'ny olona aminao" (UDB)
|
|
|
|
# fa izany no lalàna sy ireo mpaminany
|
|
|
|
Eto ny hoe " lalàna" sy "mpaminany" dia maneho izay nosoratan'i Mosesy sy ireo mpaminany. DH: "fa izany no hampianarin'i Mosesy sy ireo mpaminany ao amin'ny soratra masina"
|