forked from WA-Catalog/plt_tn
935 B
935 B
Nanohy ny asa ... koa aho
Ny teny "aho" eto dia manondro an'i Nehemia.
tsy nividy ... izahay
Ny teny "izahay" eto dia manondro an'i Nehemia sy ireo mpanompony.
ny mpanompoko rehetra dia niangona
DH: "nanangona ny mpanompoko rehetra tany aho"
hiasa
"hiasa eo amin'ilay manda"
teo amin'ny latabatro no nisy ireo Jiosy ... avy tamin'ireo firenena izay manodidina anay
Nehemia no tompon'andraikitra amin'ny famatsiana sakafo ny vahoaka rehetra. Izany dia azo ambara mazava. DH: "isan'andro ihany koa dia izaho no tompon'andraikitra mamahana ireo Jiosy sy manam-pahefana teo amin'ny latabatray, olona 150; ary izahay ihany koa no manome sakafo ireo vahiny izay tonga avy any amin'ireo firenena manodidina anay"
teo amin'ny latabatro
Io dia manondro ny latabatrin'ny governora. Io dia latabatrin'ny kaominina ho an'ny vahoaka sy firesahana ireo olana.
ireo manam-pahefana
"ireo mpitarika ao amin'ny governemanta"