plt_tn/jhn/06/01.md

769 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity no fizarana manaraka amin'ny tantara. Jesosy dia nandeha avy tao Jerosalema ho any Galilia. Nisy vahoaka nanaraka Azy niakatra ny sisin'ny tendrombohitra. Ireto andininy ireto dia mitantara ny fizotran'ity fizarana amin'ny tantara ity.

Taorian'ireo zavatra ireo

Ny teny hoe "ireo zavatra ireo" dia maneho ireo tranga tao amin'ny 5:1.

lasa niampita ... Jesosy

Voalaza ao amin'ny tantara fa nandeha sambo Jesosy ary nitondra ireo mpianany niaraka taminy. DH: "Jesosy dia nandeha sambo niaraka tamin'ireo mpianany"

Nisy vahoaka maro

"Vahoaka maro an'isa"

famantarana

Ity dia maneho ireo fahagagana izay nampiasaina hanehoana fa Andriamanitra no ilay mahery izay manana fahefana tanteraka amin'ny zavatra rehetra.