plt_tn/jhn/05/19.md

822 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy manohy miresaka amin'ireo mpitarika Jiosy.

marina, dia marina tokoa

Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 1:49 ity.

ho gaga ianareo

"ho talanjona ianareo" na "ho hankina ianareo"

na inona na inona ataon'ny Ray, dia ataon'ny Zanaka ihany koa ireo zavatra ireo. Fa ny Ray tia ny Zanaka

Jesosy, amin'ny maha Zanak'Andriamanitra Azy, dia nanaraka sy nankàtoa ny fitondran'ny Ray eto an-tany, satria Jesosy nahafantatra fa ny Ray dia tia Azy.

Zanaka ... Ray

Ireo dia fiantsoana manan-danja izay mamaritra ny fifandraisana eo amin'i Jesosy sy Andriamanitra.

tia

Ny karazana fitiavana izay avy amin' Andriamanitra dia mifantoka amin'izay mahatsara ny hafa, na dia tsy manome tombony anao aza izany. Andriamanitra tenany dia fitiavana ary fototry ny fitiavana marina.