forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
416 B
Markdown
8 lines
416 B
Markdown
# Tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Yaveh
|
|
|
|
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:1.
|
|
|
|
# Tsy nosaininao ve izay nambaran'io vahoaka io rehefa niteny izy ireo hoe: 'Ireo fianakaviana roa izay nofidian'i Yaveh ireo ankehitriny dia nolaviny izy ireny?
|
|
|
|
Io fanontaniana io dia napetraka mba ho fanamafisana. DH: "tokony ho tsikaritrareo fa ireo olona ireo dia milaza fa nolaviko ireo foko roa izay nofidiako ireo."
|