forked from WA-Catalog/plt_tn
942 B
942 B
Fanpahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny nindramina avy ao amin'ny andininy faha 40 dia nosoratan'i Mosesy.
This is the man who was with our fathers
"Io ilay Mosesy izay anisan'ireo Israelita"
Izy ilay lehilahy
Ny fehezanteny " Izy ilay lehilahy" mandritra ity andalana ity dia manambara an'i Mosesy.
izy ilay lehilahy izay nandray ny teny velona zaraina ho antsika
Andriamanitra dia ilay tokana izay manome ireo teny. DH: "izy ilay lehilahy izay niresahan'Andriamanitra teny velona mba ho atolotra antsika"
teny velona
Ireo mety ho dikany 1) "ilay hafatra izay maharitra" na 2) "teny izay manome fiainana"
natosik'izy ireo lavitra azy ireo izy
Io dia sarinteny mba hanamafisana ny fandavan'izy ireo an'i Mosesy. DH: "nolavin'izy ireo izy ho mpitarika azy ireo izy"
any ampon'izy ireo dia niverina
"izy ireo dia naniry ny hiverina"
Tamin'io fotoana io
"rehefa tapa-kevitra ny hiverina tany Egypta izy ireo"