plt_tn/act/01/24.md

32 lines
1.5 KiB
Markdown

# Nivavaka izy ireo ary niteny
Eto ny teny hoe "Izy ireo" dia manambara ireo mpino fa io dia mety hoe iray tamin'ireo Apostoly izay niteny ireo teny ireo. DH: "Ireo mpino dia niaraka nivavaka ary iray tamin'ireo Apostoly niteny niteny hoe: "
# "Ianao, ry Tompo, no mahalala ireo fon'ny olona
Eto ny teny hoe "ireo fo" dia manambara ireo eritreritra sy ireo antony. DH: "Ianao, ry Tompo dia mahafantatra ireo antony sy eritreritrin'ny tsirairay.
# mba haka ny toerana ato amin' izao asa fanompoana izao sy ny maha Apostoly
Eto ny teny hoe "maha Apostoly"dia mamaritra izay karazanan'ny hoe "asa fanompoana" inona izany. DH: "Mba haka ny toeran'i Jodasy amin'ny asa fanompoana apostolika" na "haka ny toeran'i Jodasy amin'ny fanompoana amin'ny maha Apostoly"
# nohon' ny fandikan-dalàna izay nataon' i Jodasy
Ny teny "fandikan-dalàna" eto dia midika fa i Jodasy dia nivadika na nanajanona ny fanaovana izany asa fanompoana izany. DH: "izay novadihan'i Jodasy"
# handeha ho any amin' ny toerany manokana
Io fehezanteny io dia manambara nty fahafatesan'i Jodasy sy ny mety ho fitsarana azy taorian'ny fahafatesana. DH: "handeha any amin'izay niavihany"
# Izy ireo dia niloka ho azy ireo
Ireo Apostoly dia niloka mba hifidianana amin'i Josefa sy Matia.
# Izy ireo dia niloka ho azy ireo
Ary dia fantatra fa i Matia ilay iray izay hisolo toerana an'i Jodasy.
# voaisa ho Apostoly iraika ambin' ny folo izy.
DH: "ireo mpino dia nandray azy ho isan'ireo Apostoly miaraka amin'ireo iraika ambin'ny folo