plt_tn/1ki/02/01.md

1.4 KiB

Handeha amin'ny lalan'ny tany rehetra aho.

Ity dia filazàna amin'ny fomba mihaja hoe: "dia ho faty aho." test

asehoy fa lehilahy ny tenanao

Afaka fenoina ny teny halatsaka. D.H: "asehoy amin'ny olona rehetra fa lehilahy ianao" na "mitoera mba afahan'ny olona mijery fa lehilahy tsara ianao."

mandeha amin'ny lalany

Fandehanana amin'ny lalana dia sarinteny ho an'ny lalam-piainan'ny olona. D.H: "miaina amin'ny lalana nodidiany"

hambinina

"mahomby" na "manao tsara"

mba hahafahan'i Yaveh manatanteraka ny teniny

"manao ny zavatra rehetra nampanantenainy ho atao"

Raha ny zanakao lahy ... tsy mba hitsahatra ianao

Yaveh dia miresaka amin'i Davida, ka ny teny hoe: "ianao" sy "ny anao" dia maneho an'i Davida.

handeha eo alohako am-pitokiana

Yaveh dia miresaka amin'i Davida, ka ny teny hoe "izaho" dia maneho an'i Yaveh.

miaraka amin'ny fo sy fanahin'izy ireo manontolo

Ny fomba fiteny hoe "amin'ny fo ... rehetra" dia midika hoe "tanteraka" sy "amin'ny fanahy ... rehetra" dia midika hoe "amin'ny nofo ... rehetra." Ireo andian-teny roa ireo midika mitovy. D.H: "amin'ny nofon'izy ireo rehetra" na "amin'ny herin'izy ireo rehetra"

tsy hitsahatra ny hanana lehilahy eo amin'ny seza fiandrianan'Israely ianao

Ny teny "seza fiandrianana" dia sarinteny amin'ny mpanjaka mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana. D.H: "ny taranakao dia tsy hitrahatra ny ho mpanjakan'Israely. D.H: "iray amin'ireo taranakao dia ho mpanjakan'Israely mandrakizay."