# haeliko amin'ny tadio
DH: "Haeliko tahaka ny anelezan'ny tadio ny ravina izy ireo"
# tadio
rivotra mahery izay mihodikodina rehefa mandeha, ka manely ireo zavatra rehetra manodidina