forked from WA-Catalog/plt_tn
379 B
379 B
aoka ho toy ny gazela na ny diera tanora
Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 2:16.
tendrombohitr'ireo zava-manitra
"ireo tendrombohitra izay rakotra zava-manitra." Mampiasa io sarinteny io ilay vehivavy mba hanasana ny malalany mba hankafy azy. Jereo ny fomba nampiasan'ilay tia ny sarintenin'ny tendrombohitry ny miora sy ny havoan'ny ditin-kazo manitra ao amin'ny 4:6.