forked from WA-Catalog/plt_tn
40 lines
1.2 KiB
Markdown
40 lines
1.2 KiB
Markdown
# Ahoana no hisehoan'izany
|
|
|
|
Na dia tsy fantatr'i Maria aza ny mety ho fisehon' izany, dia tsy nisalasala izy hoe hitranga izany. DH: "Ahoana no ahafahana manao izany?"
|
|
|
|
# Tsy mbola niara-nandry tamin'ny lehilahy aho
|
|
|
|
Maria nampiasa ity fomba fiteny mendrika ity mba hilazana fa mbola madio izy. DH: "virjiny aho."
|
|
|
|
# Hirotsaka aminao ny Fanahy Masina
|
|
|
|
Ny fizotrin'ny vohok'i Maria dia hanomboka amin'ny fiavian'ny Fanahy Masina ao aminy.
|
|
|
|
# Hirotsaka
|
|
|
|
"ho tratra" na "hitranga amin'ny"
|
|
|
|
# ny herin'ilay Avo Indrindra
|
|
|
|
Ny "herin'"' Andriamanitra tsy azo takarina no hampitondra vohoka an'i Maria na dia mbola hijanona virjiny aza izy. Kendreo tsy hisy idiran'ny firaisana ara-nofo io_ fahagagana izany.
|
|
|
|
# Ho avy aminao
|
|
|
|
"handrakotra anao toy ny aloka"
|
|
|
|
# Ilay masina
|
|
|
|
"ilay zanaka masina"
|
|
|
|
# ho antsoina hoe
|
|
|
|
Ireo dika azo atao 1) "ny olona hiantso Azy hoe" na 2) "Andriamanitra hiantso Azy hoe"
|
|
|
|
# Noho izany ilay masina hateraka ia ho antsoina hoe Zanak'Andriamanitra
|
|
|
|
Na dia olombelona aza ny renin'i Jesosy, dia napetrak'Andriamanitra taminy toy ny zaza Jesosy. Noho izany, Andriamaniytra no rainy, ary Jesosy nantsoina hoe: "Zanak'Andriamanitra."
|
|
|
|
# Zanak'Andriamanitra
|
|
|
|
Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'i Jesosy
|