forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
755 B
Markdown
16 lines
755 B
Markdown
# tsy maintsy haverina amin'ny taonan'ny Jobily ny trano izay namidiny tao an-tanàna nisy azy
|
|
|
|
DH: "ilay nividy ny trano tao amin'ny tanàna izay nisy izany dia tsy maintsy mamerina izany"
|
|
|
|
# ny taonan'ny Jobily
|
|
|
|
"ny taonan'ny fanarenana" na "ny taona hamerenana ny tany sy hanafahana ny andevo"
|
|
|
|
# fananan'izy ireo amin'ny vahoakan'Israely
|
|
|
|
Ny tany Kanana dia nozaraina tamoin'ireo vahoakan'Israely, saingy tamin'izany tany izany dia 48 ihany no tanàna nomena ny Levita izay misy saha manodidina azy. DH: "Ny anjara-tanin'izy ireo izay lasan'ny Israelita" na "ny fananan'izyy ireo ao amin'ny tanin'Israely"
|
|
|
|
# Fa ireo saha manodidina ny tanànany dia tsy azo amidy
|
|
|
|
DH: "fa ireo Levita dia tsy mahazo mivarotra ny saha manodidina ny tananàn'izy ireo"
|