forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
721 B
Markdown
20 lines
721 B
Markdown
# ny taovany
|
|
|
|
Io dia ny vavoniny sy ny tsinainy.
|
|
|
|
# alalan'ireo valahiny
|
|
|
|
Io dia faritry ny vatana eo ankilan'ny hazon-damosina eo anelanelan'ny taoloan-tehezana sy ny taolan'andilana.
|
|
|
|
# ny ilan'ny atiny
|
|
|
|
Io dia ny faritra boribory na lempona amin'ny aty. Io no heverina ho faritra tsara fihinana indrindra amin'ny aty. DH: "ny faritra matsiro indrindra amin'ny aty"
|
|
|
|
# Hamoaka hanitra malefaka ho an'i Yaveh izany
|
|
|
|
Ny fahafahampon'i Yaveh amin'ny mpanompo tso-po manatitra ny fanatitra dia resahina toy ny hoe afapo ny amin'ilay hanitr'ilay fanatitra dorana Yaveh. Jereo ny nandikanao an'io tao amin'ny 1:7.
|
|
|
|
# ho fanatitra dorana natao ho Azy amin'ny alalan'ny afo izany
|
|
|
|
DH: "ho fanatitra dorana ho an'i Yaveh izany"
|