1.5 KiB
Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh.
Fampahafantarana amin’ny Ankapobeny:
Eto, Yaveh dia mampiasa ireo fanontaniana efatra ireo mba hanamafisany fa i Joba dia tsy tahaka an'i Yaveh satria Joba dia tsy afaka mifehy ny ombi-dia.
Ho faly hanompo anao ve ny ombi-dia?
Io fanontaniana io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Tsy ho faly hanompo anao ny ombi-dia."
ny ombi-dia
Ireo mety ho heviny dia 1) karazan'omby izay nipetraka tany an'ala na 2) karazan'ombi-dia.
faly
"mazoto"
Hanaiky ny hijanona eo amin'ny amin'ny fihinana namboarinao ve izy?
Io fanontaniana io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Tsy hanaiky ny hijanona eo amin'ny fihinana namboarinao izy."
Hanaiky ny hijanona ao amin'ny fihinana namboarinao
"hijanona eo amin'ny fihinana namboarinao mandritra ny alina"
fihinana namboarinao
zavatra fasiana sakafom-biby mba hahafahany mihinana.
Mahafehy ny ombi-dia anao amin'ny tady mba hamadihany ny bainga ve ianao?
Io fanontaniana io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Tsy mahafehy ny ombi-dia amin'ny tady mba hamadihana ny bainga eny an-tsahanao ianao."
amin'ny tady
Fatorana amin'ny tady lohan'ny biby na ny tendany mba hitarihana azy.
bainga
Fotaka mivadika manaraka ny lavany rehefa avadika.
Handravona ny lohasaha ho anao ve izy?
Io fanontaniana io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Tsy handravona ny lohasaha ho anao mihitsy izy."
handravona
Mampalama sy mamaky ny nofon-tany.