forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
861 B
Markdown
24 lines
861 B
Markdown
# Fa ny karazam-bibidia rehetra ... olombelona
|
|
|
|
Ny teny hoe "karazana" dia ilazana ny bibidia rehetra na karazany maro. Azo adika hoe DH: "Nianatra nifehy ireo karazam-bibidia, vorona, biby mandady, ary hazan-dranomasina maro ny olona''
|
|
|
|
# biby mandady
|
|
|
|
Biby mikisaka amin'ny tany.
|
|
|
|
# zava-boaharin-dranomasina
|
|
|
|
Biby velona any anaty ranomasina.
|
|
|
|
# Fa momban'ny lela, tsy misy olona mahavita mamolaka izany
|
|
|
|
Oharin'i Jakoba amin'ny bibidia ny lela. Eto ny "lela" dia maneho ny fanirian'ny olona hilaza fisainan-dratsy.
|
|
|
|
# ratsy tsy hay fehezina
|
|
|
|
Raisina ho toy ny mitovy amin'ny ratsy, izay tsy misy afaka mifehy ny lela. Maneho ny fanirian'ny olona hanambara fisainan-drasty io.
|
|
|
|
# feno poizina mahafaty
|
|
|
|
Oharin'i Jakoba amin'ny bibilava na zava-maniry misy poizina ny fahafahan'ny olona iray miteny. Ny poizina no loza hateraky ny teny eo amin'ny olona iray.
|