forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
1.1 KiB
Markdown
24 lines
1.1 KiB
Markdown
# Fa hitsahatra ireo masiaka
|
|
|
|
DH: "Fa hitsahatra ireo olona masiaka" na "Fa tsy hisy olona masiaka intsony"
|
|
|
|
# ary hanjavona ny mpaniratsira
|
|
|
|
Ny tambinteny hoe "mpaniratsira" dia afaka ambara amin'ny matoanteny. DH: "ary ireo izay maniratsira dia hanjavona"
|
|
|
|
# Ireo rehetra izay tia manao ratsy dia ho foanana
|
|
|
|
DH: "Hanafoana ny rehetra izay tia manao ratsy Yaveh"
|
|
|
|
# ireo izay manameloka olona ho mpanao ratsy amin'ny alalan'ny teny
|
|
|
|
Eto ny hoe "teny" dia manambara ny vavolombelona eo amin'ny fitsarana. DH: "izay milaza eo amin'ny fitsarana fa meloka tamin'ny fanaovana diso ny olona tsy manan-tsiny"
|
|
|
|
# Mametraka fandrika ho azy izay mikatsaka ny rariny eo am-bavahady sy mametraka ny marina eo amin'ny lainga foana izy ireo
|
|
|
|
Ny olona ratsy manao zavatra izay tsy mahavita manatsahatra ny olona tsara dia resahina toy ny hoe mametraka fandrika tahaka ny mpihaza mihaza ny hazany. DH: "Mametraka ary miezaka manatsahatra ireo izay te hanao izay rariny sy marina izy ireo"
|
|
|
|
# izay mikatsaka ny rariny eo am-bavahady
|
|
|
|
Ny vavahadin'ny tanàna matetika dia toerana izay hanapahan'ireo mpitarika ao an-tanàna hevitra am-pahibemaso.
|