forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
458 B
Markdown
8 lines
458 B
Markdown
# novakiana teo anatrehan'i Rehoma, Simsay, ary ireo namany, ny lalàn'i Artarkersesy Mpanjaka
|
|
|
|
Mety ilainao ny manazava hoe iza no namaky ny didy avy amin'ny mpanjaka tamin'ireo manam-boninahitra. DH: "namaky ny didiny ireo mpitondra hafatra avy amin'i Artaksersesy"
|
|
|
|
# nijanona ny asa fanaovana ny tranon'Andriamanitra tao Jerosalema mandra-pahatongan'ny taona faharoan'ny fanjakan'i Dariosy
|
|
|
|
Io fe-potoana io dia naharitra teo ho eo amin'ny 16 taona teo.
|