forked from WA-Catalog/plt_tn
667 B
667 B
tonga ny tenin'i Yaveh
Ity fomba fiteny ity dia midika ny niresahan'i Yaveh na ny nandefasany hafatra. D.H: "nilaza izany hafatra izany i Yaveh." na "Yaveh dia nilaza"
Hitanao ve ny fanetren-tenan'i Ahaba eto anatrehako?
Andriamanitra dia mampiasa ity fanontaniana ity haneona amin'i Elia fa alahelon'i Ahaba dia mafy. D.H: "Efa hitako ny fomba nanetrehan'i Ahaba ny tenany teo anatrehako." na "Jereo ny fomba nanetrehan'i Ahaba ny tenany teo anatrehako."
amin'ireo androny ... amin'ny andron'ny zanany lahy
Eto ny teny "andro" maneho ny androm-piainan'ny olona manotolo. D.H: "nandritra ny androm-piainany ... nandritra ny androm-piainan'ny zanany lahy"