plt_tn/zec/10/01.md

498 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'ny vahoaka i Zakaria.

manao kotrokorana

"manao ireo rahon'ny kotrokotra"

ireo sampy ao an-tokatrano dia miteny lainga

DH: "manome hafatra lainga ireo sampy"

ny mpisikidy manao sary an-tsaina lainga

DH: "mahita fahitana diso ireo mpisikidy"

miteny nofy fitaka izy ireo

DH: "mandainga momba ny nofin'izy ireo mba hamitahana ny olona ireo mpisikidy"

mirenireny toy ny ondry

DH: "tsy fantatry ny olona hoe aiza no aleha"