forked from WA-Catalog/plt_tn
854 B
854 B
Izao no nitranga
Izany andian-teny izany dia ampiasaina eto mba hanamarihana zava-dehibe iray ao amin'ny tantara. Raha toa ka misy fomba ahafahana manao an'io ny fiteninao, azonao atao ny mampiasa izany eto.
tamin'ny misasakalina
"eny antenatenan'alina"
taitra
Tsy mazava tsara izay nanaitra an'i Boaza. Angamba nahatsapa tampoka ny rivotra mangatsiaka teo an-tongony izy.
Nitodika izy
Nijery izay nahataitra azy izy.
nisy vehivavy nandry teo an-tongony
Ilay vehivavy dia i Rota, kanefa Boaza dia tsy nahafantatra azy tao amin'ny maizina.
mpanompo vavinao
Niresaka ampanetren-tena tamin'i Boaza i Rota.
aelezo amin'ny mpanompo vavinao ny lambanao
Izany dia fomba fiteny ara-kolontsaina amin'ny fanambadiana. DH: "Alaivo vady aho"
havana akaiky
havana akaiky manana andraikitra manokana amin'ny fianakavian'izy ireo lavitra