plt_tn/rev/21/23.md

251 B

ary ny Zanak'ondry no jiron'izany

Eto ny voninahitr'i Jesosy, ilay Zanak'Ondry, dia resahina toy ny hoe misy jiro izay manome hazavana amin'ny tanàna.

Tsy hidy ireo vavahadin'izany

Afaka atao hoe: "Tsy misy na iza na iza hanidy ireo vavahady"