plt_tn/rev/21/21.md

741 B

vato soa

vakana tsara tarehy sy sarobidy. Izy ireny dia miforona ao anatin'ny akoran'ny karazana biby kely iray izay miaina any anaty ranomasina. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 17:3.

ny tsirairay amin'ireo vavahady dia vita tamin'ny vato soa iray

Afaka atao hoe: "nisy olona iray nanao ny vavahady tsirairay tamin'ny vato soa iray"

volamena tsy misy fangarony, tahaka ny fitaratra mangarahara

Ny volamena tena madio dia resahina toy ny hoe fitaratra. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 21:18.

Andriamanitra Tsitoha ... sy ny Zanak'ondry no tempoliny

Ny tempoly dia maneho ny fisian'Andriamanitra. Izany dia midika fa Jerosalema vaovao dia tsy mila tempoly satria Andriamanitra sy ilay Zanak'ondry dia hitoetra ao.