plt_tn/rev/19/17.md

369 B

Nahita anjely nitsangana teo amin'ny masoandro aho

Eto ny hoe: "ny masoandro" dia hevitra ambadiky ny hazavan'ny masoandro. DH: "Avy eo dia nahita anjely iray izay nitsangana teo amin'ny hazavan'ny masoandro aho"

na afaka na andevo, ny tsy manan-danja sy ny mahery

Ilay anjely dia mampiasa miaraka ireo teny roa mifanohitra ireo mba hidika hoe ny olona rehetra.