plt_tn/rev/11/13.md

344 B

Fito arivo ny olona

"7.000 ny olona"

olona sisa tsy maty

"ireo izay mbola velona"

hanome voninahitra an'Andriamanitry ny lanitra

"miteny fa ny Andriamanitry ny lanitra dia be voninahitra"

Lasa ny loza faharoa

"Tapitra ny tranga mahatsiravina faharoa."

Tonga faingana ny loza fahatelo

DH: "Ho avy tsy ho ela ny loza fahatelo"