1.2 KiB
Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Andriamanitra nanohy niresaka tamin'i Jaona.
nitafy lamba fisaonana
Azo atao hoe: "mitafy lamba fisaonana marokoroko" na "izy ireo dia hitafy akanjo marokoroko mba hampisehoana fa malahelo mafy izy ireo"
Ireo vavolombelona ireo dia
Jaona dia manazava hoe iza ireo vavolombelona ireo.
Ireo vavolombelona ireo dia hazon'oliva roa sy ny fitoeran-jiro roa
"Ireo vavolombelona ireo dia aseho amin'ny alalan'ny hazon'oliva roa sy ny fitoeran-jiro roa"
hazon'oliva roa sy ny fitoeran-jiro roa
Jaona dia miandry ireo mpamaky hahafantatra momba ireo satria efa taona maro tany aloha no nanoratan'ny mpaminany hafa momba ireo. DH: " ireo hazon'oliva roa sy ny fitoeran-jiro roa izay nolazain'ny soratra masina"
dia mivoaka afo ny vavan'izy ireo ka hihinana ireo fahavalon'izy ireo
Satria momba ny tranga izay ho avy izany, dia afaka atao hoe: "hivoaka afo ny vavan'izy ireo ary hihinana ny fahavalon'izy ireo"
afo ... hihinana ireo fahavalon'izy ireo
Ny afo mirehitra sy mamono olona dia resahina toy ny hoe misy biby izay hihinana azy ireo. DH: "afo ... hamotika ny fahavalon'izy ireo" na "afo ... handoro tanteraka ny fahavalon'izy ireo"