forked from WA-Catalog/plt_tn
488 B
488 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ny Zanak'Ondry nanokatra ny tombo-kase fahafito.
ny tombo-kase fahafito
Io no farany indrindra amin'ny tombo-kase fito eo amin'ny horonan-taratasy. DH: "ny tombo-kase manaraka" na "ny tombo-kase farany" na "ny tombo-kase laharana fahafito"
ary nomena trompetra fito izy ireo
Nomena trompetra tsirairay avy izy ireo. Ireo mety ho dikany: 1) "Andriamanitra nanome azy ireo trompetra fito" na 2) "ilay Zanak'Ondry nanome azy ireo trompetra fito"